top of page
CENTRAL MIDFIELDERS:
6.Tix(Tavarich), Andry Rasamy,Doda

7. Gain,Clay,Fridolin,Donné

 

ATTACKING MIDFIELDERS:

8. Dasy,Tisy,Gagay

9. Jean Joseph,Boy

 
GOALKEEPER: 
1.Bobel,Liva
 
 
DEFENDERS:
2. Benja,Ra Thur,Nel

3. Rico,AndryMagic

4. Njaka,Rasamy 

5. Paulin,Noré,Hery

FORWARDS: 

10. Domy,Kiki,Bob,Ndrasana

11. Damaka, Ando,RaXavy

FIRAFITRY NY

EQUIPE:

7
5
1
4
10
2
8
6
11
9
3

NY TOERAN'NY MPILALAO AO @ EQUIPE

Ho tohin'ny fankalazana ny faha-20Taona dia ireto no anaran'ireo voafidy @ komity mpanomana:DR Fridolin,Mr Noré,Mr Andry Rasamy,Dr Liva,Mr Hery

IREO MPITANTANA NY EQUIPE

                                 MOMBA NY EQUIPE

 

Maro ireo mpilalao efa nandalo tao amin'ny équipe du Samedi,satria rehefa natao ny fanisana tsotsotra dia mahatratra hatrany amin'ny 390 any ireo nandalo tao hatramin'izay nijoroany izay.Tao ireo vahiny izay namorona azy,tao koa ireo malagasy teto an-toerana izay efa betsaka no lasa nifindra toerana noho ny asa sy ny fianarana.Tao koa ireo efa nodimandry.

Amin'izao fotoana 2017 izao de mbola misy mpilalao eo @ 150 eo ho eo mbola manohy milalao ao,ka ao ireo mbola milalao ao @ diviziona 1,ao ireo efa zokiny milalao any @ sokajy zokiny(veteran) ary ao ireo milalao isaky ny Samedi fotsiny.

 

IREO MPIKARAKARA

      MPITSABO

    IREO COACH

  • Facebook App Icon
  • Instagram App Icon
  • Twitter App Icon

© 2023 by EQUIPE DU SAMEDI. Proudly created with Wix.com

bottom of page